Dikan'ny teny : asandratra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sandratra) mt. ut. (asandrato): Asondrotra, apetraka ho eo amin'ny toerana ambonimbony kokoa: Tokony hasandratra ny jiro fa iva loatra ~ Omena voninahitra, ampakarina voninahitra: Mendrika ny hasandratra io lehilahy io fa nahavita be tamin'ny tanindrazana / Asandratr' Andriamanitra izay manetry tenu. ~ Atao ho, atsangana ho: Hasandratra ho olo-masina ny zanaky ny nosintsika iray. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel