Dikan'ny teny : asara

Hampiditra dikany vaovao
1 (sara) mt, at (asarao): Enti-milaza ny vola na zavatra omena ho saran-javatra, ho hofany: Kely loatra ity vola asaranao ny lakana ity. Ahitsio
2 (Ski.) a: Tonon-taona fahavaratra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel