Dikan'ny teny : asarangotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sarangotra) mt, fit. (asarangoty): Ilazana izay enti-misarangotra, na mamikitra, misangazona: Ny tananao hauanana asarangotra raha sahirana mitrotro ny zazakely ny tananao havia Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel