Dikan'ny teny : asatroka

Hampiditra dikany vaovao
1 (satroka) mt. at. (asatrohy): Enti-milaza ny satroka ampanaovina: Satroka harona asatroka azy fa maioamaivana ireny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel