Dikan'ny teny : asavorovoro

Hampiditra dikany vaovao
1 (Savorovoro) mt. at. (asavorovoroy): Asafotofoto, asaritaka, akorontana tsy hita ny laniny roa raha kofehy. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel