Dikan'ny teny : asavovona

Hampiditra dikany vaovao
1 (savouona) mt. at. (asavovony): Atao atontany, ampifanongoavina: Nasavovony teo ambony latabatra ny bokiny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel