Dikan'ny teny : aseho

Hampiditra dikany vaovao
1 (seho) mt. at. (asehoy): Atranga, aharihary, velarina mba ho hita: Asehoy ahy hoe iny sary iny. 1 Borahina, ambara, mba ho hita: Nasehony ahy ny tao am-pony. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel