Dikan'ny teny : asembana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sembana) mt, fit. (asembano): Asakana, izay mahatonga ho voasakantsampona: Ho Iasa ihany isika amin'ny alatsinainy raha tsy misy zavatra hasemban'ny fanahy ratsy ny diantsika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel