Dikan'ny teny : asesika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sesika) mt. at. (aseseho): Enti-milaza ny zavatra atao sesika: Inona no asesika ny kidoronao: horom-potsy sa volom-borona? 1 Roahina: Aseseho handeha any io kivindro io. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel