Dikan'ny teny : asiana

Hampiditra dikany vaovao
1 (isy) mt. ih. (asio na asivo): Ilazana zavatra iray izay ampiana zavatra hafa: A-sio sira ny laoka. 1 Velezina, vonoina amin'ny kapoka, ampiharana fahavoazana, na ara-batana na ara-tsaina: Nasiana tehamaina ny zanako ka tsy manaiky aho. / Nasian-dRakoto teny ratsy Rabe, 1 Enti-milaza toerana hanorenan-trano: Nasiana trano teo andrefanay; / toerana ambolena zavatra: Asio vomanga it? sombin-tany it?; / toerana ametahana zavatra: Asio bokotra kely it? akanjoko / toerana ametrahana zavatra: Nasiany voninkazo ny latabatra fiasako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel