Dikan'ny teny : asisika

Hampiditra dikany vaovao
1 (sisika) mt. ot. (asisiho): Enti-milaza zavatra ampidirina andetra: Nasisiny tao am-paosy ilay akoho novidiny fa tsy nahita harona izy. 1 Atsofoka: Asisiho kely ao amin'ny taratasinao ireto teny ireto. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel