Dikan'ny teny : asoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (soka) mt. at. (asokao, asokay): Atsoboka, alentika ao anaty rano dia tsoahina: Asokay ao anaty kafe misy ronono ny mofo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel