Dikan'ny teny : asolanga

Hampiditra dikany vaovao
1 (solanga) mt. at. (asolangao): Atao milavo any aoriana: Aza asolanga ohatra izao ny volonao fa efa lehibe rahateo ny handrinao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel