Dikan'ny teny : asolotika

Hampiditra dikany vaovao
1 (solotika) mt. at. (asolotiho): Atao misolotika, maloto: Nahoana no asolotika toy izao ny tarehin'i Koto? Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel