Dikan'ny teny : asombola

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anaran'ny vola-na fahenina amin'ny volana malagasy marina, aorian'ny Alahasaty ary alohan'ny Adimizana, ka ny toerana nome-na azy fahiny ao an-trano dia amin'ny lafin-drindrina atsimo ilany andrefana. ~ Fana.: Vavany: raha lehilahy, mpivarotra, mahazo vola; raha vehivavy, mpanao taozavatra, mpila harena; vodiny: tsara, hanan-karena, mpila vola. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel