Dikan'ny teny : asompirana

Hampiditra dikany vaovao
1 (sompirana) mt, at, (asompirano): Atao mivilana, atao misompirana: Aza asompirana ny tohatra sao mianjera aho. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel