Dikan'ny teny : asondrotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (sondrotra) mt. at. (asondroty): Atao ho avoavo kokoa: Asondroty io sary io fa iva loatra/ Asondroty ny feo. ~ Akarina, ampiana tovona; tovonana: Hasondrotray ny tranonay amin'ny taona ho avy. ~ Atao amin' ny toerana ambonimbony kokoa, omena voninahitra: Nasondrotry ny fanjakana izy fa nahavita be tamin'ny firenena. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel