Dikan'ny teny : asorotany

Hampiditra dikany vaovao
1 a: Anaran'ny vola-na fahefatra amin'ny filaharan'ny volana malagasy merina, aorian'ny Adizaoza ary alohan'ny Alahasaty, ka ny toerana omena azy ao an-trano dia eo amin'ny zoron-trano atsimo atsinanana. • Fanandr.: Vavany: raha tsy maty kely dia tratra antitra, o-mena olon-kafa havana fa andro mahery, tsy tezain-dray aman-dreny; vontony: tratra =titra; vodiny: tsara, manan-karena, raha tsy maty kely dia tratra antitra. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel