Dikan'ny teny : asovoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (sovoka) mt. at. (asovohy): Alefa mba hamely tampoka: Miaramila roapolo no nasovoka hamely ny tobin'ny fahavalo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel