Dikan'ny teny : atabaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (rabaka) mt. at. (ataboho): Enti-milaza andian' omby na ondry avala hikarenjy eny rehetra eny, atondraka: Aza atabaka et? amin'ny sahanay ny ondrinareo. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel