Dikan'ny teny : atakalo

Hampiditra dikany vaovao
1 (takaio) mt, at. (atakalozy): Soloana zavatra heverina ho mitovy vidy aminy (mitovy amin'ny takalozana ihany, fa fampiasa matetika kokoa): Natakalony ny palitaoko ny malabariny. ~ Soloana atao vola madinika: A-takalozy kely it? voiako ariary zato it?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel