Dikan'ny teny : atakoditra

Hampiditra dikany vaovao
1 (takoditra) mt. at. (atakodiro): Andrahoina aman-kodiny: Atakoditra ny ovy sy ny vomanga matetika. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel