Dikan'ny teny : atambatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambatra) mt. at. (atambaro): Akambana, ampiraisina, aharo: Natambany tao am-pisoko iray daholo ny akoho sy ny vorona ary ny gisa. 1 h.o.: Natambatry ny fifankatiavan'ny ankizy isika ray aman-dreny roo tonta. ? Atontaly: Natambatro ny vola azoko omaly sy afakomaly ka nahatratra efNato . 1 Atohy: Hazo fisaka efatra no natambatra nanaouana it? latabatra tt?. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel