Dikan'ny teny : atambesatra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambesatra) mt. at. (atambesàro): Ilazana ny tanana entina manindry mba hampahavesatra: Aza atambesatra eo ambony entana ny tananao fa tsy zakako. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel