Dikan'ny teny : atambotsotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tambotsotra) rat. at. (atambotsory): Akorisa, aidina ambanimbany kokoa: Atambotsory kely la zozo io fa efa ila hidona amin'ny rindrina ny lohany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel