Dikan'ny teny : atampify

Hampiditra dikany vaovao
1 (tampify) mt. at. (atampifio): Atao mitampify, atao miankina na atao mipetraka mifanoroka amin'ny hafa: Axa atampify amin'ny rindrina io vilany io sao mandoto ny rindrina Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel