Dikan'ny teny : atanina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tanina) nit, at (atanino): Atao na atodika amin' ny afo, amin'ny masoandro: Nataniny andro ny volony terza. / Atanino eo anilan'ny afo io akanjonao io fa tsy misy hanaouanao rahampitso. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel