Dikan'ny teny : atantana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tantana) mt. fit. (atantano): Entina mitantana, mitarika amin'ny tanana: Ny tanany havanana no natantany ny zandriny. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel