Dikan'ny teny : ataoma

Hampiditra dikany vaovao
1 (fr. atome) a.: Ny ilany kitika kely indrindra amin'ny fiforonan'ny tenanjavatra izay mizara roa: ny tenany, ary ny hery roa manodidina azy atao hoe "neutron" sy "proton". Misy tenan' ataoman-javatra sasantsasany izay rehefa misaratsaraka dia manan-kery faran'izay mafy, ka nampiasain'ny manam-pahaizana hanaovana ireo atao hoe baomba ataomika, baomba manan-kery tsy hita noanoa, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel