Dikan'ny teny : atatao

Hampiditra dikany vaovao
1 (tatao) mt, at. (atataovy): Atao, apetraka eo ambony loba: Natataony ny sininy dia lasa izy fa tsy nila resaka tamin'ny mpantsaka namany, • Ampiana hametraka eo ambony loba: Natataon-jokiny izy fa tsy zakany ilay siny. / Atataouy aho, rey olona, fa mavesatra ny anjarako (Dox). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel