Dikan'ny teny : atatra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavamaniry fanao fampivalanana ny voany saingy tsy azo omena ny ankizy na ny olona malemy tsinay fa mety hahatonga fivoahan-dra indray (Jatropha mahafalensis). Ahitsio
2 a,: Fahamenarana, fahatsiarovan-tena (tsy fampiasa afa-tsy amin'it? fomba fiteny it?: Tsy uaky atatra: tsy mahalala menatra). ΒΆ M. h.: Tsy vaky afero, tsy valahara. Ahitsio
3 a. ft.: Enti-milaza fahavokisana tsy anerany, fahatoranana, fihinjirana maty eo no ho eo. - t.i.f: Miatatra, fiatatra, mpiatatra j iatarana, fiatarana. Ahitsio
4 a.: Akotry tsy voavaofy tamin'ny fitotoana azy ka mbola miharo amin'ny fotsimbary. - Manala atatra, mitsimpona atatra: manala akotry amin'ny fotsimbary harotsaka ao am-bilany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel