Dikan'ny teny : atehika

Hampiditra dikany vaovao
1 (tehika) mt, at. (atehefo: Atao mitehika, mikasika kely, misafo: Ny tanany no natehiny tamin'ny faritra maharary amin'ny soroko. • Apaka, atao mikasika: Tokony hatehika hatrery amin' ny tafontrano ny tohatra Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel