Dikan'ny teny : atentina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tentina) mt, fit. (atenteno): Entina mandoko; ahosotra: Tanirauo atentina fotsiny izany fa tsy ny tena zavatra akory. • Entina manentsina ny loaka: Mividiana savoka hatentina io siny mi-tete io. • Entina manala baraka, mandoto: Zavatra tsy nataoko akory no natentina ahy! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel