Dikan'ny teny : ati-pako
Hampiditra dikany hafa
a.: Fomba fampamerenana mangingina amin'ny tompony ny vola na zavatra madinfdinfka hafa izay nangalarin'olona na sendra voarainy tsy nahy, ka toy izao no fanaovana izany: raha misy zavatra very, dia nangatahin'ny fokonolona ny o10-na rehetra hitondra anentampako kely avy ka namporisihina izay naira ilay zavatra hanisika azy ao anatin'ny anentam-pako entiny.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha