Dikan'ny teny : atikitra
Hampiditra dikany hafa
p. mt.: Enti-milaza toerana misy ny tena toy ny ai-S,, saingy somary fitenin' ny ankizy: Maf ana be atikitra izany. ~ Fanoroana lalana na toerana eo am-pitarihandalana ny olona miaraka amin'ny tena: Atikitra no misy azy, tompoko.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha