Dikan'ny teny : atitra

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Fanolorana na fitondrana zavatra any amin'olona. - t.i.f.: Aterana, aterina, voatitra / manatitra, fanatitra, mpanatitra / anaterana, fanaterana / mahatitra / miatitra. ? F,-p,: Ati-dranomaso: fiakarana any androva mba hitomany ny mpanjaka vao niamboho, / Ati-kira: fitetezana vohitra ombieny ombieny mba hfhira. / Ati-pako: (jer. ity). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel