Dikan'ny teny : ato

Hampiditra dikany vaovao
1 p. mt.: Milaza toerana misy ny tena: Mafana ato antrano noho ny any ivelany. a f,-p,: Ato ho ato: Enti-manondro toerana voafaritra: Ato ho ato no misy ilay Peratro very. ~ Enti-manondro fotoana tsy lavitra loatra ne-fa akaiky kokoa noho ny atsy ho atsy: Mikasa hanao rindran-kira ry zareo ato ho ato. Ahitsio
2 Tt.: Enti.-milaza fiatoana. - t.i.f,: Atoina, aato / miato, fiato, mpiato / iatoana, fiatoana / mahato / miatoato. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel