Dikan'ny teny : atodika

Hampiditra dikany vaovao
1 (todika) mt. at. (atodiho): Entina milaza ny maso na ny loha ahodina mba hankany amin-javatra na olona eo anindrana na any ivoho: Aza atodika any ny lohanao. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel