Dikan'ny teny : atodintarina

Hampiditra dikany vaovao
1 na Atodintaria a: Fivontosan'ny mosavinkena ao ambany helika na eo amin'ny taita na eo amin'ny tenda na ny hatoka, ka ny fisehoany dia toy ny tomaboha vavy ny sasany (ireo madinika), ary vaventiventy toy ny vakamboahangy kosa ireo lehibe. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel