Dikan'ny teny : atody

Hampiditra dikany vaovao
1 a.: Zavatra misy tsirin' aina alatsaky ny vavy amin' Ahitsio
2 akaiky ho foy ny biby, indrindra ny vorona, izay foy rehefa avy kotrehin-dreniny mandritra ny fotoana maharitra ka tonga bibikely na voronkely. Misy zavatra telo ao amin'ny atody, dia ny tapotsiny, ny tamenany ary ny akorany izay mandrakotra an'iretsy voalohany. Ahitsio
3 (tody) mt. at. (atodio): Atao tonga an-tseranana: A-todio soa aman-tsara ny sambolainay, ry Tompo! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel