Dikan'ny teny : atohoka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tohoka) mt. at. (atohofy): Atao fefy.l Atao mipetaka, manakaiky tsara ka manjary mitehika mihitsy: Aza atohoka amin'ny voua ny siny fa andeha maka zinga F• Ampidirina, asesika betsaka ao am-patana: Kitay bozaka atohoka amin'ny fatana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel