Dikan'ny teny : atokana

Hampiditra dikany vaovao
1 (tokana) mt. at. (atokàny): Atao amin'ny toerana iray mba tsy hifangaroany amin'ny hafa: Atokana ny ,marary hoditra hatraiza hatraiza ~ Tehirizina: Atokako hividianako fanaka ny ampahafolon'ny karamako isambolana. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel