Dikan'ny teny : atolaka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tolaka) mt, at. (atolahy): Ahodina: Hay! natolaky ny rivotra fotsiny ny varavarana fa tsy nisy namoha akory. 1 Avily: Mba hatolak' Andriomanitra unie izany loza izany! ~ Afindra, ailika: Aza atolaka aty amiko ny hadisoana nataonao, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel