Dikan'ny teny : atolotra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tolotra) mt, at. (atolory): Aroso omena amin'ny tanana: Atolory azy io boky io. 1 Omena am-pahafoizan tanteraka, ary enti-milaza zavatra tsy hita maso Indrindra: Atolotro anao ny fahefana, / Natolony azy ny fony, Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel