Dikan'ny teny : atombina

Hampiditra dikany vaovao
1 (tombina) rat, at. (atombeno): Apetraka (entimilaza biby na olona ihany): Atombeno eo amin'ny tsihy ny zanakao dia mandehana manao raharaha; fa tsy fiteny, ohatra, ny hoe: Atombeno eo ambony latabatra ny bokinao. 1 Apetraka ma-ka toerana tsara: Natombiny tsara teo amin'ny halana ny sininy dia iny izy nivikiviky nanao kinarinarina. 1 Atao mifototra tsara amin'ny: A-tombeno amin'ny fianarana ny sainao, fa aza avala hiriorio ats? sa ar). Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel