Dikan'ny teny : atomboka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tomboka) mt. at. (atombohy): Atao ny fiandohàny: Atombohy ny asanao. Ahitsio
2 (tomboka) mt, fit. (atombohy): Entina miampanga tsy marina, manendrikendrika. Ahitsio
3 (tomboka) mt. fit, (atombohy): Entina mitrandraka tany; entina manapaka: Vao natombony ny tany ny angady dia fanina izy. Ahitsio
4 (tomboka) mt. fit. (atombohy): Entina manietaka kase, marika tsY mety afaka. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel