Dikan'ny teny : atondraka

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondraka) mt. at. (atondraho): Araraka eo ambony: Hatondraka ve ny ro sa samy maka ato anaty vital jobo? ~ (biby) Avala hanaram-po miraoka ahitra eny amin'ny volin'olona: Aza atondrak'ialahy et? ny ombin'ialahy, ry Lita a! Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel