Dikan'ny teny : atondritra

Hampiditra dikany vaovao
1 (tondritra) mt at. (atondrito): Atodika. ~ Atolaka (hadisoana). ~ Enti-milaza ny zaza ampivalanina, izay tanana atao eo anelakelaky ny lohalika roa ka aankina amin'ny tratra ny lohany ary ny tongony kosa somary aingaina kely mba hahamora ny fivalanany: Atondrito (na atondroty) io zaza io fa hivalana Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel