Dikan'ny teny : atonta

Hampiditra dikany vaovao
1 (tonta) mt, at. (atontay): Atao printy: Boky vao natonta ity. 1 Azera: Tandremo sao atontanao ireny loula ireny. ? Ampidirina anaty lasitra, atao, (biriky): Telonjato ny biriky natontany androany. Ahitsio

Fitadiavana teny


Cancel