Dikan'ny teny : atopatopa
Hampiditra dikany hafa
(topatopa) mt. at. (atopatopao): Ahetsiketsika mankatsy mankaroa, avembenan'ny rano: Natopatopan'ny alon-drano ny lakanay.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra
Midira aloha